The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 4 › Bokin'ny Ohabolana 4:6

Bokin'ny Ohabolana 4:6

Aza mahafoy azy, fa hiaro anao izy; Tiavo izy, dia hitandrina anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Forsake her not, and she shall preserve thee: love her, and she shall keep thee.

In Context

5Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana; Fa aza hadinoina na ihemorana ny teny aloaky ny vavako.

7Ny voaloham-pahendrena dia izao: Mahazoa fahendrena; Eny, lanio ny fanananao rehetra hamidy fahalalana tsara.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 4

Cross References

Proverbs 2:10Raha latsaka ao am-ponao ny fahendrena, Ary mamin’ ny fanahinao ny fahalalana,

Proverbs 3:21Anaka, aoka tsy hiala amin’ ny masonao izany; Raketo ny tena fahendrena sy ny fisainana mazava,

Ephesians 3:17mba hitoeran’ i Kristy ao am-ponareo amin’ ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin’ ny fitiavana ianareo,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 4:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 4:5Bokin'ny Ohabolana 4Bokin'ny Ohabolana 4:7 →