The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 3 › Bokin'ny Ohabolana 3:22

Bokin'ny Ohabolana 3:22

Ka dia ho ain’ ny fanahinao izany Ary ho firavaky ny vozonao,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

So shall they be life unto thy soul, and grace to thy neck.

In Context

21Anaka, aoka tsy hiala amin’ ny masonao izany; Raketo ny tena fahendrena sy ny fisainana mazava,

23Dia handroso aman-toky ianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 3

Cross References

Proverbs 1:9Fa fehiloha tsara tarehy amin’ ny lohanao izany, Ary rado amin’ ny vozonao.

Proverbs 19:8Izay mihary fahendrena no tia ny tenany, Ary izay mitandrina fahalalana hahita soa.

John 12:49satria Izaho tsy niteny ho Ahy, fa ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nandidy Ahy izay holazaiko sy izay hotoriko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 3:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 3:21Bokin'ny Ohabolana 3Bokin'ny Ohabolana 3:23 →