The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 6 › Bokin'ny Ohabolana 6:22

Bokin'ny Ohabolana 6:22

Raha mandeha ianao, dia hitari-dalana anao ireo; Raha mandry ianao, dia hiambina anao; Ary raha mifoha ianao, dia hamelona eritreritra anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

When thou goest, it shall lead thee; when thou sleepest, it shall keep thee; and when thou awakest, it shall talk with thee.

In Context

21Afatory amin’ ny fonao mandrakariva ireo, Ary afehezo eo am-bozonao,

23Fa jiro ny didy, ary fanazavana ny lalàna, Ary lalan’ aina ny anatra famaizana,

Read all of Bokin'ny Ohabolana 6

Cross References

Psalms 3:6Izaho nandry ka natory; nifoha aho, satria Jehovah no manohana ahy. [Sela.]

Psalms 43:3Ampandehano ny fahazavanao sy ny fahamarinanao; aoka hitarika ahy ireo ka hitondra ahy ho any an-tendrombohitrao masìna, dia ho any amin’ ny tabernakelinao.

Psalms 119:11Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.

Psalms 119:54Ny didinao no ataoko an-kira Ao amin’ ny trano fivahiniako.

Psalms 119:148Nialoha ny fiambenana amin’ ny alina ny masoko, Mba hisaintsainako ny teninao.

Proverbs 3:23Dia handroso aman-toky ianao, Ka tsy ho tafintohina ny tongotrao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 6:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 6:21Bokin'ny Ohabolana 6Bokin'ny Ohabolana 6:23 →