The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 2 › Bokin'ny Ohabolana 2:12

Bokin'ny Ohabolana 2:12

Ka hamonjy anao amin’ ny lalan-dratsy Sy amin’ ny lehilahy izay miteny fitaka,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

To deliver thee from the way of the evil man, from the man that speaketh froward things;

In Context

11Dia hiaro anao ny fisainana mazava, Ary hiambina anao ny fahalalana,

13Izay mahafoy ny lalan’ ny fahamarinana Mba hizorany amin’ ny lalan’ ny fahamaizinana,

Read all of Bokin'ny Ohabolana 2

Cross References

Psalms 17:4Ny amin’ ny asan’ ny olona, dia ny tenin’ ny molotrao no nitandremako tsy ho amin’ ny lalan’ ny mpanao an-keriny.

Psalms 101:4Ny fo maditra hiala amiko; Tsy hankasitraka iza ratsy aho,

Proverbs 1:10Anaka, raha taomin’ ny mpanota ianao, Aza manaiky.

Proverbs 4:14Aza mankany amin’ ny alehan’ ny ratsy fanahy, Ary aza mizotra amin’ ny lalan’ ny ratsy.

Proverbs 8:13Ny fankahalana ny ratsy no fahatahorana an’ i Jehovah. Ny fiavonavonana sy ny fireharehana sy ny lalana ratsy Ary ny vava fandainga dia samy halako avokoa.

Proverbs 13:20Izay miara-dia amin’ ny hendry dia ho hendry; Fa izay misakaiza amin’ ny adala dia hidiran-doza.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 2:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 2:11Bokin'ny Ohabolana 2Bokin'ny Ohabolana 2:13 →