The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 4 › Bokin'ny Ohabolana 4:14

Bokin'ny Ohabolana 4:14

Aza mankany amin’ ny alehan’ ny ratsy fanahy, Ary aza mizotra amin’ ny lalan’ ny ratsy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Enter not into the path of the wicked, and go not in the way of evil men.

In Context

13Tano mafy ny fananarana, ka aza avela hiala; Hazony izy, fa ainao.

15Manalavira azy; aza mandalo eo akory; Mivilia azy, ka mizora.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 4

Cross References

Psalms 26:4Tsy mba miara-mipetraka amin’ ny olon-dratsy aho, na manan-draharaha amin’ ny olom-petsy.

Proverbs 1:15Anaka, aza miara-dalana aminy ianao; Arovy ny tongotrao tsy hankamin’ ny alehany;

Proverbs 5:8Ampanalaviro azy ny alehanao, Ary aza manakaiky ny varavaran’ ny tranony;

Proverbs 9:6Ilaozy ny kely saina, dia ho velona ianao, Ary mizora amin’ ny lalan’ ny fahalalana.

Proverbs 22:25Fandrao ianao mianatra ny fanaony Ka mahazo fandrika ho an’ ny ainao.

1 Corinthians 15:33Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 4:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 4:13Bokin'ny Ohabolana 4Bokin'ny Ohabolana 4:15 →