Bokin'ny Ohabolana 22:18
Fa mahafinaritra raha voatahirinao ao an-kibonao izany, Koa aoka samy ho eo amin’ ny molotrao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For it is a pleasant thing if thou keep them within thee; they shall withal be fitted in thy lips.
In Context
17Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin’ ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao;
19Hianao dia ianao no nampahafantariko izany, Mba hitokianao amin’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 22
Cross References
Psalms 19:10Madio ny fahatahorana an’ i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik’ i Jehovah, eny, mahitsy avokoa.
Psalms 119:103Endrey ny hamamin’ ny teninao, raha andramako! Mihoatra noho ny tantely ato am-bavako aza!
Psalms 119:162Faly aho noho ny teninao Tahaka ny mahazo babo be.
Proverbs 2:10Raha latsaka ao am-ponao ny fahendrena, Ary mamin’ ny fanahinao ny fahalalana,
Proverbs 4:20Anaka, tandremo ny teniko; Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako.
Proverbs 8:6Henoy, fa hilaza zava-tsoa aho; Ary ny hilaza ny mahitsy no isokafan’ ny molotro.