Bokin'ny Ohabolana 26:22
Ny tenin’ ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The words of a talebearer are as wounds, and they go down into the innermost parts of the belly.
In Context
23Tavim-bilany misy ankosotra taim-bolafotsy ny molotra mihatsaravelatsihy sy ny fo ratsy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Proverbs 18:8Ny tenin’ ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py Ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.
Ezekiel 22:9Ao aminao misy olona mandehandeha manaratsy mba handatsa-drà; ary ao aminao misy mihinana eny an-tendrombohitra; ao aminao misy manao fahavetavetana.