The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 26 › Bokin'ny Ohabolana 26:5

Bokin'ny Ohabolana 26:5

Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Answer a fool according to his folly, lest he be wise in his own conceit.

In Context

4Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, Fandrao mba adala tahaka azy koa ianao.

6Manapaka ny tongony sady misotro loza Izay mampitondra teny ny adala.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 26

Cross References

Proverbs 3:7Aza manao anao ho hendry; Matahora an’ i Jehovah, ka mifadia ny ratsy.

Proverbs 26:12Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Ny adala misy hantenaina kokoa noho izy.

Isaiah 5:21Lozan’ izay manao azy ho hendry sy manao azy ho mazava saina!

Matthew 15:1Dia nankeo amin’ i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany avy tany Jerosalema ka nanao hoe:

Matthew 21:23Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy ka nampianatra, dia nanatona Azy ny lohan’ ny mpisorona sy ny loholona ka nanao hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao? Ary iza no nanome Anao izao fahefana izao?

Luke 12:13Ary nisy anankiray teo amin’ ny vahoaka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 26:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 26:4Bokin'ny Ohabolana 26Bokin'ny Ohabolana 26:6 →