The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 26 › Bokin'ny Ohabolana 26:7

Bokin'ny Ohabolana 26:7

Mikepikepika ny tongotry ny malemy tongotra, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ ny adala.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The legs of the lame are not equal: so is a parable in the mouth of fools.

In Context

6Manapaka ny tongony sady misotro loza Izay mampitondra teny ny adala.

8Toy ny manisy vato eo amin’ ny antsamotady, Dia toy izany ny manome voninahitra ny adala.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 26

Cross References

Psalms 64:8Mitifitra azy Andriamanitra; tampoka toy ny fiantefan’ ny zana-tsipìka no fahavoazany.

Proverbs 26:9Toy ny tsilo eny an-tànan’ ny olona mamo, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ ny adala.

Luke 4:23Ary hoy kosa Jesosy taminy: Hataonareo amiko tokoa izao ohabolana izao hoe: Mpanao fanafody, sitrano ny tenanao: izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin’ ny taninao koa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 26:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 26:6Bokin'ny Ohabolana 26Bokin'ny Ohabolana 26:8 →