Bokin'ny Ohabolana 29:4
Ny rariny no ampandrian’ ny mpanjaka ny tany; Fa izay mandray tambitamby no mandrava azy kosa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The king by judgment establisheth the land: but he that receiveth gifts overthroweth it.
In Context
5Izay olona mandrobo ny namany Dia mamela-pandrika ny tongony.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 29
Cross References
2 Samuel 8:15Ary Davida nanjaka tamin’ ny Isiraely rehetra ka nitsara sy nitondra marina ny vahoakany rehetra.
2 Kings 15:18Ary nanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah izy, fa tamin’ ny androny rehetra dia tsy niala tamin’ ny fahotan’ i Jeroboama, zanak’ i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely.
Psalms 89:14Manan-tsandry mahery Hianao; Mahery ny tananao, avo ny tananao ankavanana.
Proverbs 8:15Izaho no anjakan’ ny mpanjaka Sy andidian’ ny mpanapaka araka ny rariny;
Proverbs 16:10Ny teny marina dia eo amin’ ny molotry ny mpanjaka, Ary tsy diso teny izy, raha mitsara.
Proverbs 20:8Mipetraka eo amin’ ny seza fitsarana ny mpanjaka, Ka mikororoka manaisotra ny ratsy rehetra ny masony.