Bokin'ny Ohabolana 3:17
Làlana mahafinaritra ny lalany, Ary fiadanana ny alehany rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Her ways are ways of pleasantness, and all her paths are peace.
In Context
16Fa andro maro no eo an-tànany ankavanana; Ary harena sy voninahitra no eo an-tànany ankavia.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Psalms 25:10Ny lalan’ i Jehovah rehetra dia famindram-po sy fahamarinana amin’ izay mitandrina ny fanekeny sy ny teni-vavolombelony.
Psalms 63:3Toy izany no nijereko Anao tao amin’ ny fitoerana masìna, hahitako ny herinao sy ny voninahitrao.
Psalms 119:14Ny lalan’ ny teni-vavolombelonao no ifaliako, Tahaka ny ifaliako amin’ ny harena rehetra.
Psalms 119:103Endrey ny hamamin’ ny teninao, raha andramako! Mihoatra noho ny tantely ato am-bavako aza!
Psalms 119:174Efa manina ny famonjenao aho, Jehovah ô; Ary ny lalànao no firavoravoako.
Proverbs 16:7Raha sitrak’ i Jehovah ny alehan’ ny olona, Na dia ny fahavalony aza dia hampihavaniny aminy.