Bokin'ny Ohabolana 3:21
Anaka, aoka tsy hiala amin’ ny masonao izany; Raketo ny tena fahendrena sy ny fisainana mazava,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My son, let not them depart from thine eyes: keep sound wisdom and discretion:
In Context
22Ka dia ho ain’ ny fanahinao izany Ary ho firavaky ny vozonao,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Deuteronomy 4:9Kanefa kosa mitandrema ianao, ka tandremo tsara ny fanahinao, fandrao hadinoinao ny zavatra izay efa hitan’ ny masonao, ary andrao miala amin’ ny fonao izany, amin’ ny andro rehetra hiainanao, fa ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao izany,
Deuteronomy 32:46dia hoy izy taminy: Alatsaho ao am-ponareo ny teny rehetra izay ambarako aminareo anio, izay handidianareo ny zanakareo hotandremany sy hankatoaviny, dia ny teny rehetra amin’ ity lalàna ity.
Proverbs 2:7Izy mitahiry fanambinanaho an’ ny mahitsy Sady ampingan’ izay mandeha tsy misy tsiny;
Proverbs 4:6Aza mahafoy azy, fa hiaro anao izy; Tiavo izy, dia hitandrina anao.
Proverbs 19:8Izay mihary fahendrena no tia ny tenany, Ary izay mitandrina fahalalana hahita soa.
John 15:6Raha misy tsy miray amiko, dia ariana eny ivelany tahaka ny sampany izy ka malazo; ary angonina izy ka atsipy ao anaty afo, dia ho may.