Bokin'ny Ohabolana 3:30
Aza miady amin’ olona foana, Raha tsy mbola nanisy ratsy anao izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Strive not with a man without cause, if he have done thee no harm.
In Context
29Aza mamorona sain-dratsy ho enti-mamely ny namanao, Saingy mitoetra matoky eo aminao izy.
31Aza mialona ny olon-dozabe, Na mifidy izay lalany akory,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Proverbs 17:14Ny fiandohan’ ny ady dia toy ny manata-drano, Koa ilaozy ny fifandirana, dieny tsy mbola mifandramatra.
Proverbs 25:8Aza maika handeha hiady, Fandrao tsy ho fantatrao izay hataonao amin’ ny farany, Rehefa omen’ ny namanao henatra ianao.
Matthew 5:39Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anareo; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray.
1 Corinthians 6:6Fa ny rahalahy mandeha hiady amin’ ny rahalahiny, na dia hotsarain’ ny tsy mino aza.