Bokin'ny Ohabolana 3:5
Matokia an’ i Jehovah amin’ ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin’ ny fahalalanao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Trust in the LORD with all thine heart; and lean not unto thine own understanding.
In Context
4Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara Eo anatrehan’ Andriamanitra sy ny olona ianao.
6Maneke Azy amin’ ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny lalanao,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Ezra 8:23Ary nifady hanina izahay ka nangataka izany tamin’ Andriamanitray, dia nihaino anay Izy.
Psalms 37:3Matokia an’ i Jehovah ianao, ka manaova soa, dia honina amin’ ny tany ianao ka ho faly amin’ ny fahamarinana.
Psalms 37:7Miantombena tsara miandry an’ i Jehovah ianao ka manantenà Azy; Aza tezitra amin’ izay ambinina amin’ ny lalany dia amin’ izay olona manao sain-dratsy.
Psalms 115:9Ry Isiraely ô, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.
Psalms 146:3Aza matoky ny lehibe, Na ny zanak’ olombelona izay tsy mahavonjy.
Proverbs 22:19Hianao dia ianao no nampahafantariko izany, Mba hitokianao amin’ i Jehovah.