The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 115 › Bokin'ny Salamo 115:9

Bokin'ny Salamo 115:9

Ry Isiraely ô, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O Israel, trust thou in the LORD: he is their help and their shield.

In Context

8Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.

10Ry taranak’ i Arona ô, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.

Read all of Bokin'ny Salamo 115

Cross References

Deuteronomy 33:29Sambatra ianao, ry Isiraely; Iza no tahaka anao, ry olona voavonjin’ i Jehovah, Ampingan’ ny famonjena anao sy sabatry ny voninahitrao! Hikoy anao ny fahavalonao. Ary ianao handia ny fitoerany avo.

Psalms 37:3Matokia an’ i Jehovah ianao, ka manaova soa, dia honina amin’ ny tany ianao ka ho faly amin’ ny fahamarinana.

Psalms 84:11Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo; aleoko mipetraka eo amin’ ny tokonam-baravaran’ ny tranon’ Andriamanitra, toy izay mitoetra ao an-dain’ ny ratsy fanahy.

Psalms 118:4Aoka izay matahotra an’ i Jehovah hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.

Psalms 130:7Manantenà an’ i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin’ i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be;

Psalms 135:20Misaora an’ i Jehovah, ry taranak’ i Levy; Hianareo izay matahotra an’ i Jehovah, misaora an’ i Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 115:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 115:8Bokin'ny Salamo 115Bokin'ny Salamo 115:10 →