The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 37 › Bokin'ny Salamo 37:3

Bokin'ny Salamo 37:3

Matokia an’ i Jehovah ianao, ka manaova soa, dia honina amin’ ny tany ianao ka ho faly amin’ ny fahamarinana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Trust in the LORD, and do good; so shalt thou dwell in the land, and verily thou shalt be fed.

In Context

2Fa hojinjana faingana tahaka ny ahitra izy ka halazo tahaka ny ahi-maitso.

4Ary miravoravoa amin’ i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin’ ny fonao.

Read all of Bokin'ny Salamo 37

Cross References

Genesis 26:2Ary Jehovah niseho taminy ka nanao hoe: Aza midìna any Egypta ianao; mitoera eo amin’ ny tany izay holazaiko aminao.

Deuteronomy 30:20dia ny ho tia an’ i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hihaino ny feony sy hifikitra aminy; fa izany no fiainanao sy fahamaroan’ ny andronao, mba honenanao eo amin’ ny tany izay nianianan’ i Jehovah tamin’ i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao, homena azy.

1 Kings 19:6Dia nijery izy, ka, indro, teo anilan’ ny lohany nisy mofo voaendy tamin’ ny vato mahamay sy rano iray tavoara; ary nihinana sy nisotro izy, dia nandry indray.

Psalms 26:1Nataon’ i Davida. Tsarao aho, Jehovah ô, fa mandeha amin’ ny fahamarinako aho; ary Jehovah no itokiako, ka tsy miahanahana aho.

Psalms 34:9Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.

Proverbs 3:5Matokia an’ i Jehovah amin’ ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin’ ny fahalalanao;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 37:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 37:2Bokin'ny Salamo 37Bokin'ny Salamo 37:4 →