Bokin'ny Ohabolana 4:5
Mahazoa fahendrena, mahazoa fahalalana; Fa aza hadinoina na ihemorana ny teny aloaky ny vavako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Get wisdom, get understanding: forget it not; neither decline from the words of my mouth.
In Context
6Aza mahafoy azy, fa hiaro anao izy; Tiavo izy, dia hitandrina anao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 4
Cross References
Job 23:11Ny tongotro nifikitra tamin’ ny lalany; Eny, ny lalany no nizorako tsara, ka tsy nivily aho.
Psalms 119:51Ny mpirehareha maniratsira ahy: Tsy mba mivily miala amin’ ny lalànao aho.
Proverbs 1:22Ry kely saina, mandra-pahoviana no hitiavanareo ny fahadalana, Sy hifalian’ ny mpaniratsira amin’ ny faniratsirana, Ary hankahalan’ ny adala ny fahalalana?
Proverbs 3:13Sambatra izay olona mahita fahendrena Sy izay olona mahazo fahalalana.
Proverbs 16:16Tsara ny mahazo fahendrena noho ny volamena, Ary tsara ny mahazo fahalalana noho ny volafotsy.
Proverbs 18:1Izay mitokana ho azy dia mitady ny mahafinaritra ny tenany ihany, Misafoaka manohitra izay hevitra mahasoa rehetra izy.