Bokin'ny Salamo 119:51
Ny mpirehareha maniratsira ahy: Tsy mba mivily miala amin’ ny lalànao aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The proud have had me greatly in derision: yet have I not declined from thy law.
In Context
50Izao no mampionona ahy amin’ ny fahoriako; Ny teninao no mamelona ahy.
52Mahatsiaro ny fitsipikao izay hatramin’ ny taloha aho, Jehovah ô, Dia mionona aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Job 23:11Ny tongotro nifikitra tamin’ ny lalany; Eny, ny lalany no nizorako tsara, ka tsy nivily aho.
Psalms 119:21Voateninao mafy ny mpirehareha, dia ny olom-boaozona, Izay mania miala amin’ ny didinao.
Psalms 119:69Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; Amin’ ny foko rehetra no itandremako ny didinao.
Psalms 123:3Mamindrà fo aminay, Jehovah ô, mamindrà fo aminay; Fa tototry ny fanamavoana loatra izahay;
Isaiah 42:4Tsy ho reraka na ho kivy Izy, Mandra-panoriny ny rariny amin’ ny tany, ary ny nosy hiandry ny lalàny.
Luke 16:14Ary ny Fariseo, izay fatra-pitia vola, raha nandre izany rehetra izay, dia naneso an’ i Jesosy.