The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 6 › Bokin'ny Ohabolana 6:1

Bokin'ny Ohabolana 6:1

Anaka, raha niantoka ny namanao ianao Ary nandray tanana hiantoka ny hafa,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My son, if thou be surety for thy friend, if thou hast stricken thy hand with a stranger,

In Context

2Ka voafandriky ny teny naloaky ny vavanao ianao Sady voasingotry ny teny naloaky ny vavanao,

Read all of Bokin'ny Ohabolana 6

Cross References

Genesis 43:9Izaho no hiantoka azy; amin’ ny tanako no handraisanao azy; raha tsy ho entiko atỳ aminao ka hatolotro eto anatrehanao izy, dia ho meloka aminao amin’ ny andro rehetra hiainako aho;

Job 17:3Masìna Hianao, aoka ny tenanao ihany no hiantoka ahy aminao; Fa iza moa no hety hiantoka ahy?

Proverbs 17:18Olona tsy ampy saina izay mifandray tanana Hiantoka eo anatrehan’ ny sakaizany.

Proverbs 22:26Aza mety ho isan’ ny mifandray tanana, Na izay mianto-trosa;

Philemon 1:18Nefa raha nanao izay tsy marina taminao izy, na mitrosa, dia ataovy ho ahy izany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 6:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Ohabolana 6Bokin'ny Ohabolana 6:2 →