The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 6 › Bokin'ny Ohabolana 6:13

Bokin'ny Ohabolana 6:13

Izay mami-maso sy manao famantarana amin’ ny tongony Ary manao baiko amin’ ny rantsan-tànany;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He winketh with his eyes, he speaketh with his feet, he teacheth with his fingers;

In Context

12Ny olona tena ratsy fanahy sy mpanao ratsy Dia ilay mandehandeha manao vava ratsy,

14Fahafetsena no ao am-pony, Mihevi-dratsy mandrakariva izy Sady mamafy ady.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 6

Cross References

Job 15:12Nahoana no dia entin’ ny fonao ianao? Ary nahoana no mipipy foana ny masonao,

Psalms 101:3Tsy hampitoetra zava-dratsy eo anoloan’ ny masoko aho; Halako ny mivadika, Tsy hikambana amiko izany.

Proverbs 10:10Izay mami-maso manome alahelo; Fa ho lavo ny adala maro vava.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 6:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 6:12Bokin'ny Ohabolana 6Bokin'ny Ohabolana 6:14 →