Bokin'ny Ohabolana 6:14
Fahafetsena no ao am-pony, Mihevi-dratsy mandrakariva izy Sady mamafy ady.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Frowardness is in his heart, he deviseth mischief continually; he soweth discord.
In Context
13Izay mami-maso sy manao famantarana amin’ ny tongony Ary manao baiko amin’ ny rantsan-tànany;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 6
Cross References
Psalms 36:4Ny tenin’ ny vavany dia faharatsiana sy fitaka; efa nihadala izy ka nitsahatra tsy hanao soa.
Proverbs 2:14Dia izay faly hanao ratsy Sy finaritra amin’ ny fitaky ny ratsy,
Proverbs 3:32Satria fahavetavetana eo imason’ i Jehovah ny maniasia, Fa ao amin’ ny marina kosa ny fisakaizany.
Proverbs 14:22Tsy mivily va izay manao asa ratsy? Fa famindram-po sy fahamarinana no ho an’ izay manao asa tsara.
Proverbs 21:8Miolikolika ny lalan’ ny mavesa-keloka; Fa mahitsy ny ataon’ ny madio.
Proverbs 24:8Izay misaintsaina hanao ratsy Dia atao hoe mpamoron-tsain-dratsy.