Bokin'ny Ohabolana 6:17
Ny maso miavonavona, ny lela fandainga, Ary ny tanana mandatsa-drà marina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A proud look, a lying tongue, and hands that shed innocent blood,
In Context
16Izao enina izao no halan’ i Jehovah, Eny, fito no ataony ho fahavetavetana:
18Ny fo mamoron-tsain-dratsy, Ny tongotra malaky mihazakazaka hanao ratsy,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 6
Cross References
Deuteronomy 27:25Hozonina izay mandray kolikoly hahafaty olo-marina. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
2 Kings 24:4sy noho ny rà marina izay nalatsany koa; fa nofenoiny rà marina Jerosalema; koa izany no tsy netezan’ i Jehovah hamela ny helony.
Psalms 5:7Haringanao ny mpiteny lainga; ny olona mpandatsa-drà sy mpamitaka dia ataon’ i Jehovah ho zava-betaveta.
Psalms 18:27Ny madio no isehoanao fa madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.
Psalms 73:6Dia izany no iambozonany rehareha toy ny rojo, sy itafiany fahalozàna tahaka ny lamba.
Psalms 120:2Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin’ ny molotra mandainga, Eny, amin’ ny lela mamitaka