Bokin'ny Salamo 120:2
Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin’ ny molotra mandainga, Eny, amin’ ny lela mamitaka
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Deliver my soul, O LORD, from lying lips, and from a deceitful tongue.
In Context
1Fihirana fiakarana. Jehovah no nitarainako tamin’ ny fahoriako dia namaly ahy Izy,
3Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?
Read all of Bokin'ny Salamo 120
Cross References
Psalms 35:11Mitsangana ny vavolombelona mampidi-doza; ka izay tsy fantatro no anadinany ahy.
Psalms 52:6Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka.
Psalms 140:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Micah 6:12Fa feno loza ny mpanankarenany, Mandainga ny mponina ao aminy, Ary ny lelany dia fitaka eo am-bavany.