Bokin'ny Ohabolana 7:24
Koa mihainoa ahy ianareo, anaka, Ary tandremo ny teny aloaky ny vavako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hearken unto me now therefore, O ye children, and attend to the words of my mouth.
In Context
25Aoka tsy hivily ho any amin’ ny lalany ny fonareo, Ary aza mania ho amin’ ny alehany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 7
Cross References
Psalms 34:12Avia, anaka, mihainoa ahy; ny fahatahorana an’ i Jehovah no hampianariko anareo.
Proverbs 5:7Koa mihainoa ahy, ry zanaka, Ary aza miala amin’ ny teny aloaky ny vavako.
Proverbs 13:1Ny zanaka hendry mihaino ny fananaran-drainy; Fa ny mpaniratsira tsy mety mihaino, na dia anarina mafy aza.
Galatians 4:19Anaka, izay aharariako indray amin’ ny fiterahana mandra-paharin’ i Kristy ao anatinareo,