Bokin'ny Ohabolana 13:1
Ny zanaka hendry mihaino ny fananaran-drainy; Fa ny mpaniratsira tsy mety mihaino, na dia anarina mafy aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A wise son heareth his father’s instruction: but a scorner heareth not rebuke.
In Context
2Ny vokatry ny vavan’ ny olona no ahazoany soa; Fa ny hampidi-doza no mahafaly ny mpivadika.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 13
Cross References
1 Kings 22:43Ary nandeha tamin’ ny lalana rehetra izay nalehan’ i Asa rainy izy ka tsy niala tamin’ izany, fa nanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah;
Proverbs 4:20Anaka, tandremo ny teniko; Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako.
Proverbs 9:7Izay mananatra ny mpaniratsira dia afa-baraka; Ary izay mananatra ny ratsy fanahy dia hahazo tsiny.
Proverbs 12:15Ny lalan’ ny adala dia mahitsy eo imasony; Fa izay mino anatra no hendry.
Proverbs 15:5Ny adala maniratsira ny famaizan-drainy; Fa izay mitandrina ny fananarana no hita ho hendry.
Proverbs 15:20Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny adala manao tsinontsinona an-dreniny.