The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 7 › Bokin'ny Ohabolana 7:25

Bokin'ny Ohabolana 7:25

Aoka tsy hivily ho any amin’ ny lalany ny fonareo, Ary aza mania ho amin’ ny alehany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let not thine heart decline to her ways, go not astray in her paths.

In Context

24Koa mihainoa ahy ianareo, anaka, Ary tandremo ny teny aloaky ny vavako.

26Fa betsaka no naripany ka maty; Ary maro be no efa matiny.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 7

Cross References

Psalms 119:176Efa nania aho; tadiavo ny mpanomponao toy ny fitady ondry very; Fa ny didinao tsy mba hadinoiko.

Proverbs 5:8Ampanalaviro azy ny alehanao, Ary aza manakaiky ny varavaran’ ny tranony;

Proverbs 6:25Aoka ny fonao tsy haniry ny hatsaran-tarehiny; Ary aoka tsy hahazo anao amin’ ny hodimasony izy.

Proverbs 23:31Aza mijery ny divay noho ny hamenany Sy ny fanganohanony eo anaty gilasy Ary ny fikoriany mahafinaritra;

Matthew 5:28Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 7:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 7:24Bokin'ny Ohabolana 7Bokin'ny Ohabolana 7:26 →