The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 9 › Bokin'ny Ohabolana 9:4

Bokin'ny Ohabolana 9:4

Izay kely saina, dia aoka izy hankatỳ; Ary amin’ izany tsy ampy saina dia hoy izy:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Whoso is simple, let him turn in hither: as for him that wanteth understanding, she saith to him,

In Context

3Ary efa naniraka ny ankizivaviny izy; Miantso eny an-tampon’ ny fitoerana avo any an-tanàna izy ka manao hoe:

5Avia, hano ny mofoko, Ary sotroy ny divay voaharoharoko.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 9

Cross References

Psalms 119:130Mahazava ny famoahana ny hevitry ny teninao Ka manome fahalalana ho an’ ny kely saina.

Proverbs 6:32Izay mijangajanga amin’ ny vehivavy dia tsy ampy saina; Izay ta-hanimba tena no manao izany.

Proverbs 9:16Aoka hivily atỳ izay kely saina; Ary amin’ izay tsy ampy saina dia hoy izy:

Matthew 11:25Tamin’ izany andro izany dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko, Tompon’ ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin’ ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany ka nasehonao tamin’ ny zaza madinika.

Revelation 22:17Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin’ ny ranon’ aina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 9:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 9:3Bokin'ny Ohabolana 9Bokin'ny Ohabolana 9:5 →