The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 100 › Bokin'ny Salamo 100:4

Bokin'ny Salamo 100:4

Midìra eo amin’ ny vavahadiny amin’ ny fisaorana, Ary eo an-kianjany amin’ ny fiderana; Misaora Azy, mankalazà ny anarany,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Enter into his gates with thanksgiving, and into his courts with praise: be thankful unto him, and bless his name.

In Context

3Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra; Izy no nanao antsika, ary Azy isika, Dia olony sy ondry fiandriny.

5Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindram-pony, Ary mihatra amin’ ny taranaka fara mandimby ny fahamarinany.

Read all of Bokin'ny Salamo 100

Cross References

1 Chronicles 29:20Ary hoy Davida tamin’ ny fiangonana rehetra: Masìna ianareo, misaora an’ i Jehovah Andriamanitrareo. Ary ny fiangonana rehetra dia nisaotra an’ i Jehovah, Andriamanitry ny razany, sady niondrika ka niankohoka teo anatrehan’ i Jehovah sy ny mpanjaka.

Psalms 66:13Hiditra ao an-tranonao mitondra fanatitra dorana aho; hefaiko aminao ny voadiko,

Psalms 96:2Mihirà ho an’ i Jehovah, misaora ny anarany; Lazao isan’ andro isan’ andro ny famonjeny mahafaly.

Psalms 99:3Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; Fa masìna Jehovah.

Psalms 103:20Misaora an’ i Jehovah, ianareo anjeliny, Dia ianareo izay mahery indrindra sady mankatò ny didiny Ary mihaino ny feon’ ny teniny.

Psalms 122:2Ny tongotray efa mijoro Eo anatin’ ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 100:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 100:3Bokin'ny Salamo 100Bokin'ny Salamo 100:5 →