The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 102 › Bokin'ny Salamo 102:6

Bokin'ny Salamo 102:6

Noho ny fisentoan’ ny foko Ny taolako miraikitra amin’ ny hoditro.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I am like a pelican of the wilderness: I am like an owl of the desert.

In Context

5Taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; Fa hadinoko na dia ny fihinanan-kanina aza.

7Tahaka ny sama any an-efitra aho, Ary tahaka ny vorondolo any an-tanànaolo.

Read all of Bokin'ny Salamo 102

Cross References

Leviticus 11:16ary ny ostritsa sy ny tararaka sy ny vorondriaka sy ny hitsikitsika, isan-karazany,

Job 30:29Rahalahin’ ny amboadia aho Ary naman’ ny ostritsa.

Isaiah 38:14Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. Ary mitolokoloko tahaka ny voromailala. Pahina ny masoko noho ny faniriako ho any amin’ ny avo; Jehovah ô, ory loatra aho, aoka hiantoka ahy Hianao.

Zephaniah 2:14Ary hisy andiany handry ao aminy, Dia fivorian’ ny karazam-biby samy hafa, Ny sama sy ny sokina hitoetra ao amin’ ny kapitaliny; Feo mikiririoka no ho re ao am-baravarankely, Ary fandravana no ho eo an-tokonana, Fa hendahany ny rafitra sedera.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 102:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 102:5Bokin'ny Salamo 102Bokin'ny Salamo 102:7 →