Bokin'ny Salamo 102:7
Tahaka ny sama any an-efitra aho, Ary tahaka ny vorondolo any an-tanànaolo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I watch, and am as a sparrow alone upon the house top.
In Context
6Noho ny fisentoan’ ny foko Ny taolako miraikitra amin’ ny hoditro.
8Tsy mahita tory aho Sady tahaka ny tsikirity irery eo an-tampontrano.
Read all of Bokin'ny Salamo 102
Cross References
Deuteronomy 28:66Ar ny ainao hihevingevina eo anatrehanao; dia hatahotra andro aman’ alina ianao ka tsy hanampo izay ho velona.
Job 30:29Rahalahin’ ny amboadia aho Ary naman’ ny ostritsa.
Psalms 38:11Miemponempona ny foko, lany ny heriko, ary ny fahiratan’ ny masoko aza efa nandao ahy.
Psalms 130:6Ny fanahiko miandry ny Tompo Mihoatra noho ny fiandrin’ ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin’ ny mpiambina ny maraina.
Mark 14:33Ary nitondra an’ i Petera sy Jakoba sy Jaona Izy, dia talanjona sady ory indrindra.