The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 104 › Bokin'ny Salamo 104:20

Bokin'ny Salamo 104:20

Mahatonga aizina Hianao, dia tonga ny alina, Ka mivezivezy ny biby rehetra any an’ ala;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou makest darkness, and it is night: wherein all the beasts of the forest do creep forth.

In Context

19Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany.

21Ny liona tanora mierona maniry toha Ka mitady ny haniny avy amin’ Andriamanitra.

Read all of Bokin'ny Salamo 104

Cross References

Genesis 1:4Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara ny mazava; ary nampisarahin’ Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.

Psalms 50:10Fa Ahy ny biby rehetra any an’ ala, sy ny biby fiompy arivoarivo eny an-tendrombohitra.

Psalms 139:10Dia mbola entin’ ny tananao ihany aho, na dia izany aza, Sy hazonin’ ny tananao ankavanana.

Amos 1:13Izao no lazain’ i Jehovah: noho ny fahotana telon’ ny taranak’ i Amona, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria notatahany izay bevohoka tao Gileada, hanitarany ny fari-taniny;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 104:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 104:19Bokin'ny Salamo 104Bokin'ny Salamo 104:21 →