Bokin'ny Salamo 27:8
Raha hoy Hianao: tadiavonareo ny tavako, dia hoy ny navalin’ ny foko: Eny, ny tavanao no tadiaviko, Jehovah ô;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When thou saidst, Seek ye my face; my heart said unto thee, Thy face, LORD, will I seek.
In Context
7Mihainoa, Jehovah ô, fa mitaraina mafy aho; ary mamindrà fo amiko, ka valio aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 27
Cross References
2 Samuel 21:1Ary nisy mosary telo taona misesy tamin’ ny andron’ i Davida, ary Davida nanontany tamin’ i Jehovah. Dia hoy Jehovah: Avy amin’ ny taranak’ i Saoly, izay meloka noho ny fandatsahan-drà izao, satria namono ny Gibeonita izy.
Psalms 24:6Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia Jakoba. [Sela.]
Psalms 105:4Mitadiava an’ i Jehovah sy ny heriny Katsaho mandrakariva ny tavany.
Isaiah 26:16Jehovah ô, nony azom-pahoriana izy, dia nitady Anao; Nony niharan’ ny famaizanao izy, dia nanao vavaka anakampo.
Isaiah 55:6Mitadiava an’ i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy.
Hosea 5:15Handeha hody any amin’ ny fitoerako Aho ambara-piaikiny ny helony sy hitadiavany ny tavako. Rehefa azom-pahoriana izy, dia hitady Ahy fatratra.