Bokin'ny Salamo 73:28
Fa, izaho, dia ny ho akaikin’ Andriamanitra no mahatsara ahy; Hianao, Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, mba hilaza ny asanao rehetra aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
27Fa, indro, very izay lavitra Anao; aringanao izay rehetra mijangajanga mahafoy Anao.
Read all of Bokin'ny Salamo 73
Cross References
Psalms 14:6Na dia foananareo aza ny fisainan’ ny ory, Jehovah kosa no arony.
Psalms 65:4Ny zava-mahameloka ahy dia mihoatra noho izay zakako; nefa Hianao no mamela ny fahadisoanay.
Psalms 71:15Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Psalms 71:24Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao mandrakariva; fa efa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.
Psalms 107:22Ary aoka hanatitra fanati-pisaorana izy Sy hilaza ny asany amin’ ny fihobiana.
Psalms 118:17Tsy ho faty aho, fa ho velona Ka hitory ny asan’ i Jehovah.