The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 109 › Bokin'ny Salamo 109:23

Bokin'ny Salamo 109:23

Lasa tahaka ny aloka mihelina aho; Roahina tahaka ny valala aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I am gone like the shadow when it declineth: I am tossed up and down as the locust.

In Context

22Fa mahantra sy malahelo aho, Ary ny foko dia voatsindrona ato anatiko.

24Efa malemy ny lohaliko noho ny fifadian-kanina; Ary efa mihena ny hatavin’ ny nofoko.

Read all of Bokin'ny Salamo 109

Cross References

Exodus 10:19Ary Jehovah nahatonga rivotra mahery indrindra avy andrefana kosa, izay nitondra ny valala ka namarina azy tao amin’ ny Ranomasina Mena; dia tsy nisy sisa intsony ny valala eran’ ny tany Egypta rehetra, na dia iray akory aza.

Job 14:2Mitsimoka tahaka ny voninkazo izy ka jinjana, ary mihelina tahaka ny aloka izy ka tsy mitoetra.

Psalms 102:12Ny androko dia tahaka ny aloka efa mandroso; Ary efa malazo tahaka ny ahitra aho.

Ecclesiastes 6:12Fa iza no mahalala izay mahasoa ny olona amin’ izao fiainana izao, dia ny andro vitsy mandalo foana izay laniny toy ny fihelin’ ny aloka? Fa iza no hahalaza amin’ ny olona izay zavatra ho avy any aoriany atỳ ambanin’ ny masoandro?

James 4:14kanefa tsy mahalala ny ho ampitso ianareo. Inona moa ny ainareo? Fa zavona ihany ianareo, izay miseho vetivety, dia levona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 109:23

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 109:22Bokin'ny Salamo 109Bokin'ny Salamo 109:24 →