Bokin'ny Salamo 109:24
Efa malemy ny lohaliko noho ny fifadian-kanina; Ary efa mihena ny hatavin’ ny nofoko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My knees are weak through fasting; and my flesh faileth of fatness.
In Context
23Lasa tahaka ny aloka mihelina aho; Roahina tahaka ny valala aho.
25Ary izaho dia tonga fandatsan’ ireny; Mijery ahy izy ka mihifikifi-doha.
Read all of Bokin'ny Salamo 109
Cross References
Psalms 22:14Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.
Psalms 35:13Ary ny amiko, raha narary izy ireo, dia lamba fisaonana no nitafiako; nampahory ny tenako tamin’ ny ny fifadian-kanina aho; ary ny fivavako nody tao an-tratrako.
Psalms 69:10Fa ny firehetako ny amin’ ny tranonao no naharitra aina ahy; ary ny latsa nataon’ izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.
Psalms 102:4Fa levon-ko setroka ny androko Ary ny taolako mahamay tahaka ny forohana.
2 Corinthians 11:27tamin’ ny fisasarana sy ny fikelezan’ aina, tamin’ ny tsi-fahitan-tory matetika, tamin’ ny hanoanana sy ny hetaheta, tamin’ ny fifadian-kanina matetika, tamin’ ny hatsiaka sy ny fitanjahana.