The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 109 › Bokin'ny Salamo 109:22

Bokin'ny Salamo 109:22

Fa mahantra sy malahelo aho, Ary ny foko dia voatsindrona ato anatiko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For I am poor and needy, and my heart is wounded within me.

In Context

21Fa Hianao, Jehovah Tompo ô, miasà ho ahy noho ny anaranao; Vonjeo aho, fa tsara ny famindram-ponao.

23Lasa tahaka ny aloka mihelina aho; Roahina tahaka ny valala aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 109

Cross References

2 Kings 4:27Ary rehefa tonga tany amin’ ny lehilahin’ Andriamanitra tany an-tendrombohitra izy, dia nandray ny tongony; fa Gehazy nanatona hampiala azy. Nefa hoy ny lehilahin’ Andriamanitra: Avelao ihany izy, fa ory ny fanahiny ao anatiny, ary Jehovah efa nanafina izany tamiko, fa tsy nanambara tamiko.

Psalms 22:6Hianao no nitarainany, ka afaka izy; Hianao no nitokiany, ka tsy menatra izy.

Psalms 40:17Aoka ho faly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; aoka izay rehetra tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Jehovah.

Psalms 88:15Jehovah ô, nahoana no manary ny fanahiko Hianao Ka manafina ny tavanao amiko?

Psalms 102:17Fa Jehovah nanangana an’ i Ziona; Niseho tamin’ ny voninahiny Izy;

Isaiah 53:3Natao tsinontsinona sy nolavin’ ny olona Izy; lehilahy ory sady zatra ny fahoriana, Ary tahaka izay tsy tian’ ny olon-kojerena akory Izy; natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 109:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 109:21Bokin'ny Salamo 109Bokin'ny Salamo 109:23 →