Bokin'ny Salamo 111:3
Madera sady malaza ny asany; Ary ny fahamarinany maharitra mandrakizay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His work is honourable and glorious: and his righteousness endureth for ever.
In Context
2Lehibe ny asan’ i Jehovah, Ka dinihin’ izay rehetra mankasitraka azy.
4Manao izay hahatsiarovana ny fahagagana ataony Izy; Miantra sy mamindra fo Jehovah.
Read all of Bokin'ny Salamo 111
Cross References
Exodus 15:6Ny tananao ankavanana, Jehovah ô, efa malaza amin’ ny hery; ny tananao ankavanana, Jehovah ô, manorotoro ny fahavalo.
Psalms 19:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 112:3Fananana sy harena no ao an-tranony; Ary ny fahamarinany haharitra mandrakizay.
Psalms 119:142Ny fahamarinanao dia fahamarinana mandrakizay, Ary marina ny lalànao.
Psalms 145:4Ny taranaka rehetra samy hidera ny asanao amin’ izay mandimby azy Sy hanambara ny asanao lehibe.
Psalms 145:10Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masìna misaotra Anao.