Bokin'ny Salamo 119:142
Ny fahamarinanao dia fahamarinana mandrakizay, Ary marina ny lalànao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thy righteousness is an everlasting righteousness, and thy law is the truth.
In Context
141Kely aho ka natao ho tsinontsinona; Nefa tsy hadinoiko ny didinao.
143Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy; Ny didinao no firavoravoako.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 19:9Mahitsy ny fandidian’ i Jehovah, mahafaly ny fo; madio ny didin’ i Jehovah, mampahazava ny maso.
Psalms 119:144Ny fahamarinan’ ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona.
Psalms 119:160Fahamarinana no tontalin-kevitry ny teninao; Ary mandrakizay ny fitsipikao marina rehetra.
Isaiah 51:8Fa ny kalalao hihinana azy tahaka ny fihinan-damba, ary lolo fotsy hihinana azy tahaka ny fihinam-bolon’ ondry; fa ny fahamarinako haharitra mandrakizay, ary famonjena hihatra amin’ ny taranaka fara-mandimby.
John 17:17Manamasìna azy amin’ ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana.
2 Thessalonians 1:6fa zavatra marina amin’ Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,