The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 115 › Bokin'ny Salamo 115:14

Bokin'ny Salamo 115:14

Jehovah anie hampitombo anareo, Dia ianareo mbamin’ ny zanakareo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The LORD shall increase you more and more, you and your children.

In Context

13Hotahiny izay matahotra an’ i Jehovah, Na ny kely na ny lehibe.

15Hitahy anareo anie Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Read all of Bokin'ny Salamo 115

Cross References

Genesis 13:16Ary hataoko maro tahaka ny vovo-tany ny taranakao; koa raha misy olona mahisa ny vovo-tany, dia ho azo isaina koa ny taranakao.

Deuteronomy 1:11(Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anie hampitombo anareo ho arivo toraka izao ka hitahy anareo, araka izay efa nolazainy taminareo!)

Isaiah 2:2Ary izao no ho tonga any am-parany: Ny tendrombohitra misy ny tranon’ i Jehovah dia haorina eo an-tampon’ ny tendrombohitra Ary hasandratra ho avo noho ny havoana; Ary ny jentilisa rehetra hitanjozotra hankany.

Isaiah 27:6Amin’ ny andro ho avy dia hamaka tsara Jakoba; Ary Isiraely hamony sy hitsimoka ka hameno izao tontolo izao amin’ ny fahavokarany.

Isaiah 60:4Atopazy manodidina ny masonao ka jereo! Izy rehetra dia mivory ka mankaty aminao; Ny zanakao-lahy dia avy lavitra, ny zanakao-vavy dia sakelehina.

Jeremiah 32:38ary izy ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 115:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 115:13Bokin'ny Salamo 115Bokin'ny Salamo 115:15 →