The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 115 › Bokin'ny Salamo 115:18

Bokin'ny Salamo 115:18

Fa izahay hisaotra an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay. Haleloia.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But we will bless the LORD from this time forth and for evermore. Praise the LORD.

In Context

17Ny maty tsy mba hidera an’ i Jehovah. Na izay midìna any amin’ ny mangingina;

Read all of Bokin'ny Salamo 115

Cross References

Psalms 113:2Isaorana anie ny anaran’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.

Psalms 145:2Hankalaza Anao isan’ andro aho sy hidera ny anaranao mandrakizay doria.

Daniel 2:20Eny, niteny izy ka nanao hoe: Isaorana anie ny anaran’ Andriamanitra mandrakizay mandrakizay, fa Azy ny fahendrena sy ny hery.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 115:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 115:17Bokin'ny Salamo 115