Bokin'ny Salamo 118:1
Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O give thanks unto the LORD; for he is good: because his mercy endureth for ever.
In Context
2Aoka ny Isiraely hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.
Read all of Bokin'ny Salamo 118
Cross References
1 Chronicles 16:8Miderà an’ i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ampahafantaro ny firenena ny asany.
Psalms 100:5Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindram-pony, Ary mihatra amin’ ny taranaka fara mandimby ny fahamarinany.
Psalms 106:1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Psalms 118:29Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.
Jeremiah 33:11Ny feo mifaly sy ny feo miravoravo, dia ny feon’ ny mpampakatra sy ny feon’ ny ampakarina ary ny feon’ izay manao hoe: Miderà an’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony, dia izay mitondra fanati-pisaorana ho ao an-tranon’ i Jehovah; Fa hataoko tonga tahaka ny tany aloha ny fahatsarany, hoy Jehovah.