The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 118 › Bokin'ny Salamo 118:2

Bokin'ny Salamo 118:2

Aoka ny Isiraely hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let Israel now say, that his mercy endureth for ever.

In Context

1Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.

3Aoka ny taranak’ i Arona hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony.

Read all of Bokin'ny Salamo 118

Cross References

Psalms 115:11Hianareo izay matahotra an’ i Jehovah, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.

Psalms 145:10Jehovah ô, midera Anao ny asanao rehetra; Ary ny olonao masìna misaotra Anao.

Galatians 6:16Ary izay rehetra mandeha araka ity fitsipika ity, dia ho aminy anie ny fiadanana sy ny famindram-po, ary ho amin’ ny Isiraelin’ Andriamanitra.

1 Peter 2:9Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, “fanjaka-mpisorona, firenena masìna”, olona nalain’ Andriamanitra ho an’ ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran’ ilay niantso anareo hiala tamin’ ny maizina ho amin’ ny fahazavany mahagaga;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 118:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 118:1Bokin'ny Salamo 118Bokin'ny Salamo 118:3 →