Bokin'ny Salamo 119:114
Fiereko sy ampingako Hianao; Ny teninao no andrasako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou art my hiding place and my shield: I hope in thy word.
In Context
113Halako ny mpiroa saina; Fa ny lalànao no tiako.
115Mialà amiko ianareo mpanao ratsy, Mba hitandremako ny didin’ Andriamanitro.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 3:4Kanjo Hianao, Jehovah ô, no ampinga manodidina ahy, Voninahitro sy mpanandratra ny lohako.
Psalms 84:11Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo; aleoko mipetraka eo amin’ ny tokonam-baravaran’ ny tranon’ Andriamanitra, toy izay mitoetra ao an-dain’ ny ratsy fanahy.
Psalms 119:43Ary aza dia esorina amin’ ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.
Psalms 119:81Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.
Isaiah 32:2Ary hisy lehilahy ho fierena amin’ ny rivotra sy ho fialofana amin’ ny ranonoram-baratra; Ho ranovelona ao amin’ ny tany karankaina izy, ho alo-batolampy lehibe amin’ ny tany mahana.