The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:117

Bokin'ny Salamo 119:117

Tohàny aho mba ho voavonjy, Ka ho faly hijery ny didinao mandrakariva.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Hold thou me up, and I shall be safe: and I will have respect unto thy statutes continually.

In Context

116Tohàny aho araka ny teninao, mba ho velona, Ary aoka tsy ho menatra amin’ ny fanantenako aho.

118Ataonao tsinontsinona izay rehetra mania amin’ ny didinao; Fa famitahan-tena ihany ny laingany.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 18:22Fa nitandrina ny lalan’ i Jehovah aho, ka tsy mba nanao ratsy hialana tamin’ Andriamanitro;

Psalms 73:23Nefa izaho dia eo aminao ihany mandrakariva, mihazona ny tanako ankavanana Hianao.

Psalms 119:48Hasandratro ny tanako ho amin’ ny didinao satria tiako ireny: Hosaintsainiko ny didinao.

Psalms 139:10Dia mbola entin’ ny tananao ihany aho, na dia izany aza, Sy hazonin’ ny tananao ankavanana.

John 10:28ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin’ ny tanako.

1 Peter 1:5izay arovan’ ny herin’ Andriamanitra amin’ ny finoana ho amin’ ny famonjena efa vonona haseho any am-parany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:117

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:116Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:118 →