The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:123

Bokin'ny Salamo 119:123

Pahina ny masoko miandry ny famonjenao. Sy ny tenin’ ny fahamarinanao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Mine eyes fail for thy salvation, and for the word of thy righteousness.

In Context

122Iantohy mba ho soa ny mpanomponao; Aza avela hampahory ahy ny mpirehareha.

124Ataovy amin’ ny mpanomponao araka ny famindram-ponao; Ary ampianaro ahy ny didinao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 69:3Milentika amin’ ny fotaka mandrevo aho, ka tsy misy hifaharana; efa miditra amin’ ny rano lalina aho, ka mandifotra ahy ny riaka.

Psalms 119:81Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.

Psalms 143:7Faingàna hamaly ahy, Jehovah ô, fa reraka ny fanahiko; Aza manafina ny tavanao amiko, Fandrao ho tahaka izay midìna any am-pasana aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:123

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:122Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:124 →