Bokin'ny Salamo 119:124
Ataovy amin’ ny mpanomponao araka ny famindram-ponao; Ary ampianaro ahy ny didinao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Deal with thy servant according unto thy mercy, and teach me thy statutes.
In Context
123Pahina ny masoko miandry ny famonjenao. Sy ny tenin’ ny fahamarinanao.
125Mpanomponao aho, ka ampianaro, Mba ho fantatro ny teni-vavolombelonao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Nehemiah 9:20Ary ny Fanahinao tsara dia nomenao azy koa hampianatra azy, ary tsy niaro ny namanao tamin’ ny vavany Hianao sady nanome azy rano, raha nangetaheta izy;
Psalms 51:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida,
Psalms 69:16Aza avela hanafotra ahy ny rano mandriaka, na hitelina ahy ny lalina; ary aza avela hikatom-bava amiko ny lavaka fantsakana.
Psalms 103:10Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy, Na mamaly antsika araka ny helotsika.
Psalms 119:26Ny lalako no nolazaiko, ary namaly ahy Hianao: Ampianaro ahy ny didinao.
Psalms 119:76Ny famindram-ponao anie no hampiononana ahy Araka ny teninao tamin’ ny mpanomponao.