Bokin'ny Salamo 119:81
Ritra ny aiko, satria manina ny famonjenao aho; Ny teninao no andrasako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My soul fainteth for thy salvation: but I hope in thy word.
In Context
80Aoka ho marina tsara ny foko amin’ ny fitanana ny didinao, Mba tsy ho menatra aho.
82Pahina ny masoko miandry ny teninao, Ka hoy izaho: Rahoviana no hampionona ahy Hianao?
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Job 19:27Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko.
Psalms 73:26Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin’ ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra.
Psalms 119:20Torotoro ny fanahiko noho ny faniriany Ny fitsipikao mandrakariva.
Psalms 119:41Aoka ho tonga amiko ny famindram-ponao, Jehovah ô, Dia ny famonjenao, araka ny teninao.
Psalms 119:43Ary aza dia esorina amin’ ny vavako ny teny marina; Fa miandry ny fitsaranao aho.
Psalms 119:77Aoka ho tonga amiko ny fiantranao, mba ho velona aho; Fa ny lalànao no firavoravoako.