Bokin'ny Salamo 119:143
Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy; Ny didinao no firavoravoako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Trouble and anguish have taken hold on me: yet thy commandments are my delights.
In Context
142Ny fahamarinanao dia fahamarinana mandrakizay, Ary marina ny lalànao.
144Ny fahamarinan’ ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 18:4Miantso an’ i Jehovah izay mendrika hoderaina aho, ka dia vonjena ho afaka amin’ ny fahavaloko.
Psalms 116:3Nihodidina tamiko ny famatoran’ ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian’ ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho.
Psalms 119:47Ary hiravoravo amin’ ny didinao aho Satria tiako ireny.
Psalms 119:107Ampahorina indrindra aho; Jehovah ô, velomy aho araka ny teninao.
Mark 14:33Ary nitondra an’ i Petera sy Jakoba sy Jaona Izy, dia talanjona sady ory indrindra.