The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:141

Bokin'ny Salamo 119:141

Kely aho ka natao ho tsinontsinona; Nefa tsy hadinoiko ny didinao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I am small and despised: yet do not I forget thy precepts.

In Context

140Voazaha toetra tamin’ ny memy ny teninao, Ka dia tian’ ny mpanomponao.

142Ny fahamarinanao dia fahamarinana mandrakizay, Ary marina ny lalànao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 22:6Hianao no nitarainany, ka afaka izy; Hianao no nitokiany, ka tsy menatra izy.

Psalms 119:16Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao.

Psalms 119:176Efa nania aho; tadiavo ny mpanomponao toy ny fitady ondry very; Fa ny didinao tsy mba hadinoiko.

Proverbs 15:16Aleo ny kely misy ny fahatahorana an’ i Jehovah Toy izay harena be misy ahiahy.

Proverbs 19:1Tsara ny malahelo mandeha tsy misy tsiny Noho izay mandainga amin’ ny molony sady adala.

Luke 6:20Ary Jesosy dia nanopy ny masony tamin’ ny mpianany ka nanao hoe: Sambatra ianareo malahelo, fa anareo ny fanjakan’ Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:141

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:140Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:142 →