The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:47

Bokin'ny Salamo 119:47

Ary hiravoravo amin’ ny didinao aho Satria tiako ireny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And I will delight myself in thy commandments, which I have loved.

In Context

46Hilaza ny teni-vavolombelonao eo anatrehan’ ireo mpanjaka aho Ka tsy ho menatra.

48Hasandratro ny tanako ho amin’ ny didinao satria tiako ireny: Hosaintsainiko ny didinao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Job 23:11Ny tongotro nifikitra tamin’ ny lalany; Eny, ny lalany no nizorako tsara, ka tsy nivily aho.

Psalms 112:1Haleloia. Sambatra ny olona izay matahotra an’ i Jehovah Sady mankasitraka ny didiny indrindra.

Psalms 119:24Ny teni-vavolombelonao koa no firavoravoako, Eny, mpanolo-tsaina ahy izany.

Psalms 119:97Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.

Psalms 119:119Efa nataonao fanary tain-drendrika ny ratsy fanahy rehetra amin’ ny tany; Izany no itiavako ny teni-vavolombelonao.

Psalms 119:140Voazaha toetra tamin’ ny memy ny teninao, Ka dia tian’ ny mpanomponao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:47

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:46Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:48 →